Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

Alahady 01 Jona 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 03 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY

..............................................

Alahady 15 Jona 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY. Hisy ny fivoriambe aorian'ny fotoam-pvavahana

..............................................

Sabotsy 28 sy alahady 29 jona 2014 : lasim-pingonana " retraite spirituelle "any Sarrebourg

 

 

 

JUIN 2014