Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

 

Sampana Fifohazana

Rehefa novangian'ny sampana fifohazana nationaly ny tafo Nancy ny taona 2015 dia nitsimoka tao amin'izy ireo ny hananganana ny sampana Fihohazana. Tanteraka izany ny alahady fahatelon'ny volana septambra 2015.

Mpikambana

Miisa enina ambin'ny folo.

BIRAO

Filoha : Mpiandry RALALA Fanja

Mpitantsoratra : RAVAOARINORO Ginette

Mpiandry : 3

 

Fivoriana : Isaky ny asabotsy fahaefatry ny volana

Isan-kerintaona : herinandro voalohany ny volana jolay any Besançon