Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

 

SEKOLY ALAHADY

Rehefa niotrika taona maromaro ny fiarahana miangona miaraka amin'ny ankizy malagasy eto amin'ny fiangonana FPMA NANCY dia foy ary niorina ny sampana sekoly Alahady tamin'ny faha-telon'ny volana febroary 2015.


BIRAO :

Filoha : RAZAFINDRAMALO Hanitra

Mpitantsoratra : RAFANOMEZANJANAHARY Onja


Fianarana sekoly alahady : ny alahady voalohany sy ny alahady fahatelo manomboka amin'ny 2 ora sy sasany