Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

 

STK : SAMPANA TANORA KRISTIANA

 

Filoha : RANDRIANTSIMANIRY Koloina

Filoha mpanampy : RANDRIANIRINA Hasina

Mpitantsoratra : RANDRIANOELINA Megane

Mpiandraikitra ny vola : RAFANOMEZANJANAHARY Onja

Mpanolontsaina : RAKOTOMALALA Nekena

2024 : fankalazàna ny faha - 20 taona ny sampana STK

2025 : RNSTK atao eto amin'ny faritra avaratra atsinanana : REIMS 4 - 5 - 6 JOLAY 2025

2026 : 3 - 4 - 5 JOLAY : AG STK

Ny sampana STK dia mivory isankerinandro : fandinihina ny tenin'ny soratra masina, kilalao, sns

 

Pejy Facebook STK

..........................................................................................................