Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

 

SVK

Rehefa niotrika taona maromaro ny fiarahana teo amin'ny vehivavin'ny FPMA Nancy dia foy ary niorina ny sampana vehivavy ny volana mars 2004. Betsaka sahady ny andraikitra noraisin'izy ireo teo anivon'ny fiangonana.

Mpikambana

Ny mpikambana dia vehivavy malagasy ato amin'ny tafo FPMA Nancy. Amin'izao fotoana izao aloha dia miisa eo amin'ny folo mirahavavy eo ireo mpikambana ao, koa dia manasa an'ireo vehivavy protestanta izay manana hetaheta hanantevin-daharana azy ireo (jereo ny règlement intérieur)

Amin'izao fotoana izao ny BIRAO dia miasa mandritra ny roa taona izy mirahavavy ireto.

BIRAO

Filoha : RANDRIANOELINA Harinandrianina

Filoha mpanampy : RASOANARIVO Sahondra

Mpitantsoratra : BRUNO Sidonie

 

Vinavinan'asa : fandraisana ny fivorian'ny komity faritany FAVATS, activité sabotsy après-midi (fandinihina nt tenin'ny soratra masina, asan-tanana, kilalao isankarazany...)

Pejy Facebook SVK