Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

 

Alahady 04 May 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace saint Jean - NANCY izay ny Diakona no mandrindra ny fotoam-pivavahana.

..............................................

Alahady 18 May 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

..............................................

Sabotsy 24 May 2014 : vondrom-bavaka eny Buisson HAUT DE LIEVRE - NANCY manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

MAI 2014