Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

Alahady 06 Aprily 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Buisson Ardent HAUT DE LIEVRE - NANCY izay ny Sampana Chorale no mandrindra ny fotoam-pivavahana.

...............................................

Sabotsy 12 Aprily 2014 manomboka amin'ny 10 ora maraina eny Buisson Ardent HAUT DE LIEVRE - NANCY : famerenan-kira AMF faritany ho fanomanana ny Choeur Uni 2014 any Lyon

..............................................

Alahady 20 Aprily 2014 : fotoam-pivavahana ankalazana ny andro Paska manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

..............................................

Sabotsy 26 Aprily 2014 : vondrom-bavaka eny Buisson HAUT DE LIEVRE - NANCY manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

 

 

AVRIL 2014