Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

Alahady 02 Mars 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany : ny SVK no mandrindra ny fotoana

Sabotsy 08 Mars 2014 : fivoran'ny Komitin'ny farintany avaratra atsinanana eny Buisson Ardent 10ora maraina - 6ora hariva

Alahady 16 Mars 2014 amin'ny 3 ora sy fahefany

Sabotsy 22 Mars 2014 : vondrom-bavaka eny Buissons Ardent manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

 

 

MARS 2014