Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

Alahady 02 Febroary 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany.

 

Alahady 16 Febroary 2014 amin'ny 3 ora sy fahefany

 

Sabotsy 22 Febroary 2014 : vondrom-bavaka ao amin'ny Espace Saint Jean - NANCY manomboka amin'ny 2ora - 4ora

4ora - 6ora : fivorian'ny sampana SVK

 

 

FEVRIER 2014