Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

Alahady 5 Janoary 2014 : fotoam-pivavahana tontosan'ny sampana tanora kristiana STK manomboka amin'ny 3 ora sy sasany ao ami'ny Espace Saint Jean NANCY

...................................................................

Sabotsy 18 Janoary 2014 : 10 ora - 6 ora famerenan-kira ny antokom-pihira faritany avaratra atsinanana (AMF) eny Buisson Ardent

------------------------------------------------------

Alahady 19 Janoary 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao ami'ny Espace Saint Jean NANCY

------------------------------------------------------

Sabotsy 25 Janoary 2014 : fiaraha-mandinika ny soratra masina sy fifampitondràna ambavaka eny BUISSON ARDENT manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

 

JANVIER 2014