Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

Alahady 20 jolay 2014 : fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy sasany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

 

 

 

 

 

JUILLET 2014