Survol

Ho fanajana ny anaran'i Jesoa dia handohalika avokoa izay rehetra any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, ary hiaiky avokoa ny fiteny rehetra fa " i Jesoa Kristy dia Tompo " ho voninahitr'Andriamanitra Ray." Filipiana 2 : 10 - 11 "

 

 

Rakitsary Fanokafana ny faha telopolo taona ny FPMA NANCY 2012

(1982-2012)

 

Fanokafana ny faha telopolo taona ny FPMA NANCY (18 Mars 2012)

 

Concert Ny Ako (30 Avril 2012)

 

Fankalazana ny faha telopolo taona ny FPMA NANCY (17-18 Novembre 2012)