Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

Fankalazana ny faha-30 taona ny FPMA NANCY (1982-2012).

Sacré Coeur Nancy : 17-18 Novembre 2012.

Fisaorana lehibe ho an'i Valona RAHARI amin'ireo sary napetraka ireo.