Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

Sabotsy 27 Desambra 2014 : Etude biblique eny Buisson Ardent manomboka amin'ny 4 ora - 6 ora

 

Alakamisy 25 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana andro noely manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Temple EPUdF NANCY

 

Alahady 21 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana fankalazana ny noely manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Temple EPUdF NANCY. Fanompoam-pivavahana arahina fiaraha-misakafo.

 

Alahady 07 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY, fotoam-pivavahana hiarahana miaraka amin'ny ankizy

 

 

 

 

 

 

 

 

DECEMBRE 2014