Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

 

Sabotsy 22 Novambra 2014 : Etude biblique eny Buisson Ardent manomboka amin'ny 2ora - 4ora

 

Alahady 16 Novambra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

 

Fotoam-pivavahana iraisana amin'ny fiangonana rahavavy Katolika Malagasy eto Nancy : fandraisana sy fiarabàna ireo Malagasy vaovao vao tonga eto Nancy sy ny manodidina.

 

Alahady 09 Novambra 2014 : fanompoam-pivavahana iraisana amin'ny synoda lehibe any Mulhouse manomboka amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny Eglise d'Urbes - Grande Rue 68121 URBES

 

Alahady 02 Novambra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY, ny chorale no mandrindra ny fotoam-pivavahana

 

 

 

NOVEMBRE 2014