Survol

 

Efa akaiky ny fotoako; koa ato aminao Aho sy ny mpianatro no hitandrina ny Paska" Matio 26 : 18b

 

    CHORALE ANTSA FANILO

Filoha : ALEXANDRE Ralantoarisoa

Mpitantsoratra : RATREMA Ny Hakanto

Mpitantsoratra mpanampy : RABARIJAONA Voahangy

Mpampianatra hira :

-RATREMA Ny Ifaliana

Ny famerenan-kira ny chorale Antsa-Fanilo dia ny alakamisy, ny sabotsy faharoa sy fahaefatry ny volana eny Buisson Ardent - Haut de Lièvre NANCY

 

Taona 2015 :

28 MARS 2015 : FAMERENAN-KIRA MIARAKA AMIN'NY FARINTANY - BUISSON ARDENT NANCY

09 sy 10 MAY 2015 : CHOEUR UNI REGIONAL ANY DIJON

26 JUIN 2015 : CONCERT SALLE EGLISE SAINT LEON - NANCY

 

 

Fotoan-dehibe Choralie 2010 NANCY

Ny Antoko-pihira Antsa Fanilo no nandray ny Choralie 2010 izay iraisan' ny antoko-pihiran'ny FPMA eto Frantsa, La Reunion , Canada. Izany dia natao teto Nancy ny 16-17-18 May 2010.