Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

Toriteny Pasitera

Toriteny Pasitera GIZY 21 Septambra 2014

Fiarabana sy hafatra pasitera Gizy noho ny taona vaovao 2015

 

Sabotsy 24 Janoary 2015 : Etude biblique eny Buisson Ardent manomboka amin'ny 2 ora - 4 ora

....................................................................................................

Sabotsy 17 Janoary sy Alahady 18 Janoary 2015 : fankalazana ny faha 15 taona ny sampana STK nationaly miaraka amin'ny sampana STK FAVATS ao amin'ny Temple EPUdF NANCY

....................................................................................................

Alahady 04 Janoary

2015 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY

....................................................................................................

Sabotsy 27 Desambra 2014 : Etude biblique eny Buisson Ardent manomboka amin'ny 4 ora - 6 ora

.....................................................................................................

Alakamisy 25 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana andro noely manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Temple EPUdF NANCY .....................................................................................................

 

 

Toerana : Temple EPUDF - Espace Saint Jean : 6, rue Chanzy Nancy

Fotoam-pivavahana : Alahady voalohany sy fahatelon'ny volana manomboka amin'ny 3 ora sasany tolankandro

Mail : tafonancy@yahoo.fr

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tompon'andraikitra ny site Web: ARAYE Adelin Lygier

Io vao faritra bory bory io no toerana misy ny fiangonan-tsika, eo amin'ny Place Maginot, sary io ambony io ny Temple Protestant ERF.