Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

 

RAKITSARY 2011

 

 

Fianaran-kira 26 Février 2011 Bruxelles

 

SVK Nancy : journée mondiale de la prière : 4 Mars 2011-Eglise Saint Léon, Chili no nentina ambavaka.

 

 

Fanokanana sy fandraisana tanana Diakona 20 Mars 2011.

 

Fotoam-pivavahana Epinal 03 Avril 2011.

 

 

Antsam-panahy miaraka Chorale Bruxelles sy Nancy (07 Mai 2011)

 

Clip Chorale Bruxelles sy Nancy (07 Mai 2011)

 

Fandraisana Ho mpandray Fanasan'ny Tompo Ravo (3 Juillet 2011)

 

 

Buisson Ardent : 10 Décembre 2011 Buisson Ardent Théâtre fankalazana ny Noely