Survol

Ho fanajana ny anaran'i Jesoa dia handohalika avokoa izay rehetra any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, ary hiaiky avokoa ny fiteny rehetra fa " i Jesoa Kristy dia Tompo " ho voninahitr'Andriamanitra Ray." Filipiana 2 : 10 - 11 "

 

 

 

    Mpitandrina sy Diakona

Mpitandrina : RAHARINORO RASOANIRINA

 

 

 

Filoha : ARAYE Saholy

 

Filoha mpanampy : RAMAROSON Francky

 

Mpitantsoratra : ANDRIAMIARINA Lovasoa

 

Mpitantsoratra : ANDRIANARIVO Sidonie

 

Mpitambola : RAZAFINDRAMALO Hanitra

 

Mpitantambola ny vola : ANDRIAMIARINA Bruno

 

Mpiandraikitra ny fanompoam-pivavahana : RAMAROSON Jeanine

 

Mpanentana amin'ny asam-piangonana : RAMASINDRANO Fidimalala

 

Mpiandraikitra ny fitaovan'ny fiangonana : RANDRIANOMANANA Jean Emile

 

 

Mpiandraikitra ny entan'ny fiangonana : CESAR Louisette

 

Mpanamarim-bola : RANDRIANOELINA Megane