Survol

Ho fanajana ny anaran'i Jesoa dia handohalika avokoa izay rehetra any an-danitra, na ny ety an-tany, na ny any ambanin'ny tany, ary hiaiky avokoa ny fiteny rehetra fa " i Jesoa Kristy dia Tompo " ho voninahitr'Andriamanitra Ray." Filipiana 2 : 10 - 11 "

 

 

 

 

 

FARITANY AVARATRA ATSINANANA

 

DIJON - MULHOUSE - NANCY - REIMS - STRASBOURG - TROYES

Ny fitandremana NANCY no mandrindra ny faritra Avaratra Atsinanana mandritra ny taona Mars 2025 - febroary 2027 :

Pasitera mpandrindra : RASOANIRINA RAHARINORO Nina

Filoha: RAMAROSON Jeanine

Filoha mpanampy : RAJOELISON Andotiana

Mpitantsoratra : RALANTONISAINANA Ando

Mpitambola : ARAYE Saholy

Mpitantsoratry ny vola :

Mpanamarimbola : RANERISON Voahirana

SYNODA FARITANY 2025 : sabotsy 8 Martsa 2025 tany NANCY

KOMITIM-PARITANY : martsa - septambra