Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

 

Alahady 07 septambra 2014 amin'ny 03 ora sy fahefany : fanompoam--pivavahana ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

 

Alahady 21 septambra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY.

 

Sabotsy 27 septambra sy alahady 28 septambra 2014 : ZAIKA FARITANY AVARATRA ATSINANANA any REIMS

 

 

 

 

 

 

SEPTEMBRE 2014