Survol

Ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo , tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'ny olona." Kolosiana 3 : 23"

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Sabotsy 17 oktobra sy Alahady 18 oktobra 2026 Zaika SVK/SLK any DIJON

Tsy misy ny fanompoam-pivavahana eto amin'ny FPMA Nancy.

 

Alahady 04 Oktobra 2026 fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY

 

 

 

Alahady 27 Septambra 2026 - fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 2 ora sy sasany eny BUISSON ARDENT - NANCY.

Misy fandraisana ny fanasan'Ny Tompo

 

 

Sabotsy 26 Septambra 2026 - fotoan'ny SAFIF manomboka amin'ny 3 ora sy sasany eny BUISSON ARDENT - NANCY. Arahina étude biblique

 

Alahady 20 Septambra 2026 - fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY.

Misy akatoky ny fandraisana

 

Alahady 13 Septambra 2026 - " jeûne et prière " manomboka amin'ny 12 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY.

 

Alahady 06 Septambra 2026 - fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY.

__________________________________________________

 

"Izay fanehoana na famerenana amin'ny ankapobeny na amin'ny ampahany raha tsy eken'ny mpanoratra na ny andraikiny na ny fanendrena azy dia tsy ara-dalàna"

©Fpma-nancy

Tompon'andraikitra amin'ny tranokala : Araye Adelin Lygier

 

Toerana: BUISSON ARDENT - 1249 avenue Raymond Pinchard Nancy

 

Fotoam-pivavahana: Alahady voalohany - fahatelo manomboka amin'ny 3 ora tolankandro.

Alahady fahaefatra fandraisana ny fanasan'Ny Tompo manomboka amin'ny 2 ora sasany tolankandro.

Sabotsy fahaefatra : amin'ny 3 ora sy sasany fotoan'ny SAFIF ary amin'ny 4 ora sy sasany "étude biblique".

 

 

Mail: Fiangonanafpma54@gmail.com