Survol

Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra."2 Korintiana 9 : 7

 

}

 

Alahady 26 Oktobra 2025 fanompoam-pivavahana fanateram-bokatra manomboka amin'ny 2 ora sy sasany eny BUISSON ARDENT - NANCY

Misy fandraisana ny fanasan'Ny Tompo

 

 

Alahady 19 Oktobra 2025 fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY

Misy ny akatoky ny fandraisana ny fanasan'Ny Tompo

 

 

Alahady 12 Oktobra 2025 fifandian-kanina sy vavaka (jeûne et prière) manomboka amin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro eny BUISSON ARDENT - NANCY

 

Alahady 05 Oktobra 2025 fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora eny BUISSON ARDENT - NANCY

 

 

"Izay fanehoana na famerenana amin'ny ankapobeny na amin'ny ampahany raha tsy eken'ny mpanoratra na ny andraikiny na ny fanendrena azy dia tsy ara-dalàna"

 

© FPMA NANCY

Tompon'andraikitra amin'ny tranokala : Araye Adelin Lygier

 

 

 

 

Toerana: BUISSON ARDENT - 1249 avenue Raymond Pinchard Nancy

Mail: Fiangonanafpma54@gmail.com

 

 

Fotoam-pivavahana: Alahady voalohany - fahatelo ary fahaefatra manomboka amin'ny 2 ora sasany tolankandro.

Alahady fahefatra fandraisana ny fanasan'Ny Tompo