Survol

 

"Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Ny Tompo, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany" Jeremia 29 : 11 "

 

Toriteny Pasitera Gizy

Toriteny Pasitera GIZY 19 Oktobra 2014

 

....................................................................................................

Alahady 31 Mai 2015 : fanompoam-pivavahana iraisana miaraka amin'ny EPUdF NANCY : amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny Temple Maginot NANCY

....................................................................................................

Alatsinainy 25 Mai 2015 : fitsangatsanganana eny amin'ny plateau de Pompey manomboka amin'ny 10 ora maraina

.....................................................................................................

Alahady 24 Mai 2015 : fanompoam-pivavahana fankalazana ny pentekosta manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY

.....................................................................................................

Sabotsy 23 Mai 2015 : fiaraha-mandinika ny tenin'ny soratra masina eny BUISSON ARDENT : 2 ora - 4 ora ary fandalinam-pinoana ny SLK (lehilahy kristiana) : 4 ora - 6 ora

.....................................................................................................

Alahady 17 Mai 2015 : fanompoam-pivavahana ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany

.....................................................................................................

Alakamisy 14 Mai 2015 ascension : fanompoam-pivavahana eny Buisson Ardent Haut de Lièvre - NANCY manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany .....................................................................................................

Alahady 03 Mai 2015 : fanompoam-pivavahana ao amin'ny Espace Saint Jean - NANCY manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany - ny chorale no mandrindra ny fotoana

.....................................................................................................

Io vao faritra bory bory io no toerana misy ny fiangonan-tsika, eo amin'ny Place Maginot, sary io ambony io ny Temple Protestant EPUdF.

Pélérinage en terre sainte

Toerana : Temple EPUDF - Espace Saint Jean : 6, rue Chanzy Nancy

Fotoam-pivavahana : Alahady voalohany sy fahatelon'ny volana manomboka amin'ny 3 ora sasany tolankandro

Mail : tafonancy@yahoo.fr

Tompon'andraikitra ny site Web: ARAYE Adelin Lygier

 

 

 

 

 

 


RADIO VATSY